INONA NO HAVALIKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INONA NO HAVALIKO?
Inona no hvjyp havaliko Anao ry Jesoa Tompo
Noho ny soa 'zay efa nomenao hatramizay
Tsy tambo isaina isan'andro isa-maraina
Ny fahasoavana natosakao ry Ray
REF:
Tsy nojerenao akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny andro sisako
Ny mbola wuves angatahako Aminao ry Jesoa Tompo
Dia ny hanomezanao ahy fo mahay mitia
Ka tsy hankahala fa hanome 'zay tena tsara
Na ireo mpanenjika na mpankafy
REF:
Tsy nojerena akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko tononkira.serasera.org rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny wugkqnb andro sisako
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Inona no hvjyp havaliko Anao ry Jesoa Tompo
Noho ny soa 'zay efa nomenao hatramizay
Tsy tambo isaina isan'andro isa-maraina
Ny fahasoavana natosakao ry Ray
REF:
Tsy nojerenao akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny andro sisako
Ny mbola wuves angatahako Aminao ry Jesoa Tompo
Dia ny hanomezanao ahy fo mahay mitia
Ka tsy hankahala fa hanome 'zay tena tsara
Na ireo mpanenjika na mpankafy
REF:
Tsy nojerena akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko tononkira.serasera.org rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny wugkqnb andro sisako
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 1372
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 10/10/2023 12:03
