ANDRIAMANITRA TOKANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tokana ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be fitiavana sy be indra-fo
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny cyrf Mpanjaka
Asandrato tononkira.serasera.org ny hira aza avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: meimyx Ny Aingafito
By tkds Sandy RANDRIANAIVO
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be fitiavana sy be indra-fo
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny cyrf Mpanjaka
Asandrato tononkira.serasera.org ny hira aza avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: meimyx Ny Aingafito
By tkds Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 715
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 02/05/2023 12:34
