ANDRIAMANITRA TOKANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tokana ihany vhlysfb
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be fitiavana sy be indra-fo
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, ohmx Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: tononkira.serasera.org Ny qkzpdgqd Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
No hoderaina eto androany
Ilay Tompo mpanjaka Tsitoha
Nefa koa be fitiavana sy be indra-fo
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
ANDRIAMANITRA TOKANA ihany
No hoderaina eto androany
Ilay Tompon'ny Tompo, ohmx Mpanjakan'ny Mpanjaka
Asandrato ny hira aza avela hangatsiaka
Asandrato ary koa ny hirantsika
Ka aza avela hangatsiaka
Fa raha mangina isika
Ny vato indray no hiantsoantso
A/C: tononkira.serasera.org Ny qkzpdgqd Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 677
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 02/05/2023 12:34
