FA TSY TSAPANAO (VAKAMIARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA TSY TSAPANAO

Alina mangina ny ao tononkira.serasera.org antanana
Reko mirotsaka any ilay hazavana e
Mitondra hery zkskegc hoanireo lany hery
Manasitrana ny ferin’ireo ela fery e !

Fa tsy tsapanao
Fa tsy ulpmvzu tsapanao

Hazavana manasitrana
Miaro, manadio ny fo
Rehefa any anaty any ny hazavana
De foana hatreo ny avakavaka
Iray ihany ny olona rehetra
Tsy misy intsony ny elanelana
Tsy misy fepetra
Fa tonga dia miombona dktubj
Tonga de mihavana
Tsy misy fepetra
Mikolokolo ny aina
Mampifoha ny saina


A/C : Nantenaina Andriamorasata

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VAKAMIARINA
Visites : 2850
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zikin
Date : 09/07/2009 12:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4607