You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

VAKAMIARINA

1243

Nampiditra : zikin
Tamin'ny : 09/07/2009 12:40:01

Mombamomba :
Vakamiarina dia mpanakanto malagasy mizara sy miangaly mozika mifototra tanteraka amin'ny harem-panahy sy ny kolotsaina avy eto Madagasikara.
Nisafidy ny solonan'arana amin'ny maha mpanakanto azy hoe Vakamiarina i Nantenaina A. mba hanehoany an'izay zava-kanto sy kolotsaina voiziny izay eo amin'ny mozikany, ary ho fanomezana hasina sy ho fampahafantarana ny "Vakamiarina" izay iray amin'ireo vakana marobe nentim-paharazana malagasy mbola ampiasain'ny ankamaroan'ny malagasy manerana ny nosy ankehitriny.

Hametraka hevitra

Midira aloha