Raha maloka (VAKAMIARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tapaka ny aina
Mitady ho dajohddl very ny fanahy
Toa afobe menamena
Izay rehetra vpplxy jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena

Raha maloka ny loha tononkira.serasera.org
Na ditsoka ny fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana kely aloha

Fa tsy mbola nisy nlsiq haizina
Tsy narahina maraina
Tsy mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana



Tonony sy feony : Nantenaina Andriamorasata

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : VAKAMIARINA
Hits : 3928
Likes : 0 Like
Created by : zikin
Date : 09/07/2009 12:45
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105