FA TSY TSAPANAO (VAKAMIARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ifqb FA TSY TSAPANAO

Alina mangina ny ao antanana
Reko mirotsaka fqnuidmi any ilay hazavana e
Mitondra hery hoanireo lany hery
Manasitrana ny ferin’ireo tononkira.serasera.org ela fery e !

Fa tsy tsapanao
Fa tsy tsapanao

Hazavana manasitrana
Miaro, manadio ny fo
Rehefa any anaty any ny hazavana
De foana hatreo ny avakavaka
Iray ihany ny olona rehetra
Tsy misy intsony ny elanelana
Tsy zezmg misy fepetra
Fa tonga dia miombona
Tonga de mihavana
Tsy misy fepetra
Mikolokolo ny aina
Mampifoha ny saina


A/C : Nantenaina Andriamorasata

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : VAKAMIARINA
Hits : 2783
Likes : 0 Like
Created by : zikin
Date : 09/07/2009 12:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334