Fahadiovana (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manamboara kosa lava-piringa e
Manamboara kosa lava-piringa e
Eny amin’ny plage foana ve no hanao maloto ?
avalanareo tononkira.serasera.org an-drano eny ny bafw dikinareo
Ka manamboara kosa lava-piringa e
Ka manamboara kosa lava-piringa e
Harary ‘nareo sy ny fiara-monina
Raha iparitaka eny ho eny foana gnnjql e, ny lotonareo
Amboary, ampiasao re ny lava-piringa
Vononà hiroso, ka raiso ny ampinga
Vononà hiroso, ka raiso ny ampinga
Aza adino ombieny ny manasa tànana
Indrindra indrindra avy nanao mynrlxed maloto
Amin’ny rano, savony, na koa lavenona
Hovoasoroka hatrany amin’izay ny aretina
Raha tsy azo antoka ry neny ny nakanao rano
Aleo tsy ampiasaina raha tsy efa voadio
Misy fomba maro manadio azy io
K’aza sotroina raha tsy efa voadio
Tonony sy feony : Nantenaina Andriamorasata (2015)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 1544
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/05/2017 19:20