ZAHO ZANY TSY TE HODY E! (VAKAMIARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaho zany e, tsy te hody e
F’ianao ihany e no fanafody
Zaho zany e, tsy te hody e
F’ianao ihany no fanafody


Raha miala eto aho handraiky marary
Raha miala eto aho karakaina mijaly
Raha miala eto aho handraiky marary
Raha miala eto aho karakaina mijaly


F’eto anilanao, eto no mahatamana ahy
F’eto anilanao, eto no mahasalama ahy


Faly ery aho, f’eto anilanao
Tretrika ery aho f’eto anilanao
Faly ery aho, f’eto anilanao
Tretrika ery aho f’eto anilanao


Na anio e, na omaly
Eto ihany aho no falifaly
Na anio e, na omaly
Eto ihany aho no falifaly


Raha miala eto aho handraiky marary
Raha miala eto aho karakaina mijaly
Raha miala eto aho handraiky marary
Raha miala eto aho karakaina mijaly


F’eto anilanao, eto no mahatamana ahy
F’eto anilanao, eto no mahasalama ahy


Faly ery aho, f’eto anilanao
Tretrika ery aho f’eto anilanao
Faly ery aho, f’eto anilanao
Tretrika ery aho f’eto anilanao


Zaho zany e, tsy te hody e
F’ianao ihany e no fanafody
Zaho zany e, tsy te hody e
F’ianao ihany no fanafody



Tonony sy feony : NANTENAINA ANDRIAMORASATA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINA
Vangy : 2193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/11/2012 18:42
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117