FA TSY TSAPANAO (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA TSY TSAPANAO
Alina mangina ny ao antanana
Reko mirotsaka any ilay hazavana tononkira.serasera.org e
Mitondra hery hoanireo lany hery
Manasitrana ny ferin’ireo ela fery e !
Fa tsy tsapanao
Fa tsy tsapanao
Hazavana manasitrana
Miaro, manadio ny fo
Rehefa any anaty any ny hazavana
De foana hatreo ny avakavaka
Iray qsjhu ihany ny olona rehetra
Tsy misy epcab intsony ny elanelana
Tsy ciecfxp misy fepetra
Fa tonga dia miombona
Tonga de mihavana
Tsy misy fepetra
Mikolokolo ny aina
Mampifoha ny saina
A/C : Nantenaina Andriamorasata
Alina mangina ny ao antanana
Reko mirotsaka any ilay hazavana tononkira.serasera.org e
Mitondra hery hoanireo lany hery
Manasitrana ny ferin’ireo ela fery e !
Fa tsy tsapanao
Fa tsy tsapanao
Hazavana manasitrana
Miaro, manadio ny fo
Rehefa any anaty any ny hazavana
De foana hatreo ny avakavaka
Iray qsjhu ihany ny olona rehetra
Tsy misy epcab intsony ny elanelana
Tsy ciecfxp misy fepetra
Fa tonga dia miombona
Tonga de mihavana
Tsy misy fepetra
Mikolokolo ny aina
Mampifoha ny saina
A/C : Nantenaina Andriamorasata
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VAKAMIARINAVisites : 2852
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zikin
Date : 09/07/2009 12:48
