JESO TOMPO ANDRANDRAIKO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jeso Tompo andrandraiko
Sy banjiniko tokoa
Ny hafaliana tanisaiko
Nomenao avokoa
Fa ny rzlphi raho-nitatao
Sy ny alahelom-po
Efa nodiovinao Jeso
Tompo sy Mpamonjiko
Ref: anaxzrb O! Manjakà Ianao anatiko
Tsy misy fetra hoe apetrako
Avia Jeso mitoera amiko ô!
Omeko anao ny fo sy tenako
Jeso ô! tsaroako androany wgtri ,
Fony Ianao tety an-tany :
Ompa , latsa , eso , vono
Nitondranao faisana
Nefa niaretanao ,
Mba ho fanavotana ahy
Ka misaotra Anao , Jeso
Eny mankasitraka
Ref: O! Manjakà…
Sy banjiniko tokoa
Ny hafaliana tanisaiko
Nomenao avokoa
Fa ny rzlphi raho-nitatao
Sy ny alahelom-po
Efa nodiovinao Jeso
Tompo sy Mpamonjiko
Ref: anaxzrb O! Manjakà Ianao anatiko
Tsy misy fetra hoe apetrako
Avia Jeso mitoera amiko ô!
Omeko anao ny fo sy tenako
Jeso ô! tsaroako androany wgtri ,
Fony Ianao tety an-tany :
Ompa , latsa , eso , vono
Nitondranao faisana
Nefa niaretanao ,
Mba ho fanavotana ahy
Ka misaotra Anao , Jeso
Eny mankasitraka
Ref: O! Manjakà…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)Vangy : 2099
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina_Andriamanjato
Daty : 16/07/2016 08:29
