JESO TOMPO ANDRANDRAIKO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Tompo andrandraiko
Sy banjiniko tokoa
Ny hafaliana tanisaiko
Nomenao avokoa
Fa rpqmxeg ny raho-nitatao
Sy ny alahelom-po
Efa nodiovinao Jeso
Tompo sy Mpamonjiko
Ref: oeywh O! Manjakà Ianao anatiko
Tsy misy fetra hoe apetrako
Avia Jeso tononkira.serasera.org mitoera amiko ô!
Omeko anao ny fo sy tenako
Jeso ô! tsaroako androany ,
Fony Ianao tety an-tany :
Ompa , latsa , eso , vono
Nitondranao faisana
Nefa niaretanao ,
Mba ho fanavotana ahy
Ka misaotra Anao , Jeso
Eny mankasitraka
Ref: O! Manjakà…
vkzjceh
Sy banjiniko tokoa
Ny hafaliana tanisaiko
Nomenao avokoa
Fa rpqmxeg ny raho-nitatao
Sy ny alahelom-po
Efa nodiovinao Jeso
Tompo sy Mpamonjiko
Ref: oeywh O! Manjakà Ianao anatiko
Tsy misy fetra hoe apetrako
Avia Jeso tononkira.serasera.org mitoera amiko ô!
Omeko anao ny fo sy tenako
Jeso ô! tsaroako androany ,
Fony Ianao tety an-tany :
Ompa , latsa , eso , vono
Nitondranao faisana
Nefa niaretanao ,
Mba ho fanavotana ahy
Ka misaotra Anao , Jeso
Eny mankasitraka
Ref: O! Manjakà…
vkzjceh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)Hits : 2009
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina_Andriamanjato
Date : 16/07/2016 08:29
