Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESO TOMPO ANDRANDRAIKO (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Tompo andrandraiko
Sy banjiniko tokoa
Ny skerd hafaliana tanisaiko
Nomenao avokoa
Fa ny raho-nitatao
Sy ny alahelom-po
Efa nodiovinao Jeso
Tompo sy Mpamonjiko
Ref: O! Manjakà Ianao anatiko
Tsy misy fetra hoe apetrako
Avia Jeso mitoera amiko ô!
Omeko tononkira.serasera.org anao ny fo sy tenako
Jeso ô! wgpvpq tsaroako androany ,
Fony Ianao tety an-tany :
Ompa bqtx , latsa , eso , vono
Nitondranao faisana
Nefa niaretanao ,
Mba ho fanavotana ahy
Ka misaotra Anao , Jeso
Eny mankasitraka
Ref: O! Manjakà…
Sy banjiniko tokoa
Ny skerd hafaliana tanisaiko
Nomenao avokoa
Fa ny raho-nitatao
Sy ny alahelom-po
Efa nodiovinao Jeso
Tompo sy Mpamonjiko
Ref: O! Manjakà Ianao anatiko
Tsy misy fetra hoe apetrako
Avia Jeso mitoera amiko ô!
Omeko tononkira.serasera.org anao ny fo sy tenako
Jeso ô! wgpvpq tsaroako androany ,
Fony Ianao tety an-tany :
Ompa bqtx , latsa , eso , vono
Nitondranao faisana
Nefa niaretanao ,
Mba ho fanavotana ahy
Ka misaotra Anao , Jeso
Eny mankasitraka
Ref: O! Manjakà…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)Hits : 1991
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina_Andriamanjato
Date : 16/07/2016 08:29
