Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vetson'ny antsantsa (Tsota)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mamo aho ve sa mbola matory
Fa nolalovanao lriutmw dia fanina sy very.
Raha manofy aho aza fohazina akory
Fa ny fahitako anao dia paradisa tononkira.serasera.org kely.
Avelao ny entanao mavesatra fa holanjaiko
Ny sakay no malao fa ny antsika sy enao
Atao matsiro ohatry ny mnjx trondron'Itasy
Ye yeh
Sentimaka ny anay manitrikitrika
Kanefa ny lohanao toa mihifikifika
Tsy mba fombanay misisisisika e,
Saingy ianao io miavaka.
Tsory raha misy lqmb koa any e,
Fa ny fotoana iainana eto anie ka fohy ihany e.
Mba tantarao anah raha misy koa any e
Fa leo misento aho fa mba te hikorana e.
Lala lalala
Lalailay lay la lalala
Lalailailay la lalala
Lalailailay lalala
...
Dia aza matahotra fa hoentiko miadana e,
Kely ianao tany fa aty ianao goavana e.
Fosafosa misy foana rahavana e.
Fa zah plus ianao sanaby raha ho ravany e.
Ianao tsy hanino ô, lasanao any iny ô.
Ny hoavinao ataoiko m'lay
Diniho alalino ô, fa ny ahy mba vinavina ô.
Teo ampisotroana ny divay.
Sentimaka ny anay manitrikitrika
Kanefa ny lohanao toa mihifikifika
Tsy mba fombanay misisisisika e,
Saingy ianao io miavaka.
Tsory raha misy koa any e,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsotaVangy : 2543
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 25/04/2024 22:24