You are here: home > Tononkira > Tsota

Mavokely fa tsy mena (Tsota)

Force-nao ho mena
La la la
Nahatsiaro sambatra ianao nanana anah.
Ankehitriny toa milalalala
Taitaitra tany dia ny mavokely forcenao mena.
Noho ny ambo-po be loatra dia hoe mangidy.
Ilay fiainamamy nodianao tsy tadidy.
Raha hampijaly tena dia ataovy fa tsy anjara zah fa mbola safidy
Tsy hoe mahatoky tena be zah
Fa io anie raha vao sarotra aminah
Dia mety ho sarotra aminao
Ireo sedra fijaliana efa voadingana
Dia ianao ity indray mitady fahoriana vaovao .
Ireo soa nataoko anao rehetra adino
Fa ilay ratsy kely vita noraisinao fa dia naninona.
Nisy tasy kely miloko mavokely fa dia noforce-nao ho mena .
Aleo mangina tsy voatery hanambara
Fa rahampitso ny hatezeranao hisava .
Dia aza adino ny eso teninao hitsara
Fa ny fo ange ho ah tsy ho resin'ny vava
Calme ianao ho ah dia aza misaindoatra
Dia Tsiky dia ampyho aiza amin'izay rehetra nambolena midoroboka
Fa samy mbola ambany fahefan'ny fo midoboka.
Nahatsiaro sambatra ianao nanana anah
Ankehitriny toa milalalala
Taitaitra tany dia ny mavokely force-nao ho mena.
Noho ny ambo-po be loatra dia hoe mangidy.
Ilay fiainamamy nodianao tsy tadidy
Raha hampijaly tena dia ataovy fa tsy anjara izaho fa mbola safidy.
Tsy hoe manozona aho fa raha ianao no andeha hiala makany
Dia tapi-dalan-kaleha.
Tsy manao fanafody gasy aho
Fa ilay fitia no omeko,no tsy mba mety lany
Tsy hiteny aho fa aleo ny tsiaro no hananatra sy mba hanadina anao.
Tsy hanambitamby aho fa sao dia horaisinao atao fomba fanao ny
ohatran'izao.
Raha hifamerina afaka fotoana maro
Tsy aleo ve tsy miady fa mijaly
Indrindra fa ianao mivatravatra be io
Nefa nony hitory ianao tsy faly
Calme ianao ho ah
Dia aza misaindoatra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsota
Mpamaky : 6724
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Jonathan007
Tamin'ny : 14/04/2017 08:45:27
ID : 9353

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo