Vetson'ny antsantsa (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mamo aho ve sa mbola matory
Fa nolalovanao dia fanina sy very.
Raha manofy aho aza fohazina akory
Fa ny fahitako anao dia paradisa kely.
Avelao ny entanao mavesatra fa holanjaiko
Ny sakay no malao fa ny antsika sy enao
Atao matsiro ohatry ny trondron'Itasy

Ye yeh

Sentimaka ny anay manitrikitrika
Kanefa ny lohanao toa mihifikifika
Tsy mba fombanay misisisisika e,
Saingy ianao io miavaka.

Tsory raha misy koa any e,
Fa ny fotoana iainana eto anie ka fohy ihany e.
Mba tantarao anah raha misy koa any e
Fa leo misento aho fa mba te hikorana e.
Lala lalala
Lalailay lay la lalala
Lalailailay la lalala
Lalailailay lalala
...

Dia aza matahotra fa hoentiko miadana e,
Kely ianao tany fa aty ianao goavana e.
Fosafosa misy foana rahavana e.
Fa zah plus ianao sanaby raha ho ravany e.

Ianao tsy hanino ô, lasanao any iny ô.
Ny hoavinao ataoiko m'lay
Diniho alalino ô, fa ny ahy mba vinavina ô.
Teo ampisotroana ny divay.

Sentimaka ny anay manitrikitrika
Kanefa ny lohanao toa mihifikifika
Tsy mba fombanay misisisisika e,
Saingy ianao io miavaka.

Tsory raha misy koa any e,
Fa ny fotoana iainana eto anie ka fohy ihany e.
Mba tantarao anah raha misy koa any e
Fa leo misento aho fa mba te hikorana e.
Lala lalala
Lalailay lay la lalala
Lalailailay la lalala
Lalailailay lalala
...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsota
Visites : 243
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 25/04/2024 22:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111