You are here: home > Tononkira > Tsota

Aoka (Tsota)



Aiza ary ialahy ilay nilokaloka be taloha(zandry e !hein!)
Ela nitifirana k’elah ndray zao no voa(Ouuu)
Za tsy mandatsa an’lah!fa ny fitia hoah tsy mba asa aminahy
Jereo zao fa noho io na ny ambopo sy izay mba volan’lah
dia very very very
Nilalao afo loatra ialahy dia may!Nanambitamby anazy fa dia Han han
Diso ialahy taloha ekeko hoe zay fa ra tia izy tsy mba nanao valifaty ann
Ny playlisten’lah anaty Phone a!!
Niova,niova,niova,niova,niovaaa
Lasa hirana voadona be @ tones
Loza,loza,loza,loza

Refrain :

Aoka e!Aoka e!Aok e!Aoka izy handeha amin’izay any(*2)
Ekeko hoe tsara izy fa tsara ra atao namana a
Nefa tsy ho vitan’lah izany fa aleho faranana
Ialahy serieux fa ny azy fanandramana ka hoy aho hoe
Eh ye yieeee
Ou Hou Hou ou ou…

tononkira.serasera.orgZandry e!haOuu!
Taiza ary ialahy le botoboto tsy mavozo tsy mba kamo vao antsoina dia mazoto
Zao ialahy malotoloto tsy mahakarakara vatana fa mihidy an-trano dia manjoko
Taloha tonga foana na tsy antsoina dia mandre
Izao raha tsy revy hamohy fo lah vao mandeha
Tsy tadidiko efa ela angamba izay,efa niezaka mba niady ialahy fa Han hann
Dia ankoatran’ny hoe vola izy tsy andray fa raha olon-tiana izy efa Datantaaa
Ny playlisten’lah anaty Phone a!!
Niova,niova,niova,niova,niovaaa
Lasa hirana voadona be @ tones
Loza,loza,loza,loza

Refrain:

Aoka e! Aoka e! Aok e! Aoka izy handeha amin’izay any(*2)
Ekeko hoe tsara izy fa tsara ra atao namana a
Nefa tsy ho vitan’lah izany fa aleho faranana
Ialahy serieux fa ny azy fanandramana ka hoy aho hoe
Eh ye yieeee
Ou Hou Hou ou ou…

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsota
Mpamaky : 9232
Mpakafy : 5 Ankafizo
Nampidirin'i : rova totonio
Tamin'ny : 21/07/2017 12:28:32
ID : 9779

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo