You are here: home > Tononkira > Tsota

Raozin'ny kartie (Tsota)

Aannh
Uhmmnn
S6-JYZ
Hein Heinn
Raha tsisy anazy ny tanana (Humn)
Tena tsy mba mahatamana (Uhmn Uhmn)
Atin'akanjo milentika (Hey)
Iny fanaony matetika (Uhmm Uhmmm)
Ny fiankanjony masitsiaka
M'oalaoala m'tatasika
Tia manao zoma manifika
Dia hozy ianao hoe: foza eeeee!!!!
Izay lou no hitanao saingy ny
masonao hoah tsy mba masony
Fa rehefa mitomany izy
Toa tsy renao akory  ny akony
Izay lou no hitanao saingy ny
masonao hoah tsy mba masony
Fa rehefa mitomany izy
Toa tsy renao akorytononkira.serasera.org  ny akony
OOOHHH
Masahisahy mahavariagna
Mampiantso hoe: maty ah mama
(ooouuuuuuuuu)
Aleo alaiko ianao lou mba handihy
Masahisahy mahavariagna
Mampiantso hoe: maty ah mama
(ooouuuuuuuuu)
Aleo alaiko ianao lou mba handihy
RAOZIN'NY KARTIE
RAOZIN'NY KARTIE uhm
RAOZIN'NY KARTIE
RAOZIN'NY KARTIE
Anh
Yo yo yo izy tia mihaino rap
Izay nouveauté mivoaka izy tsy m'raty
Sady am'lay mavesatra am'lay mampitapy
(Tapy Tapy)
Somary pelipelika sy mapiherikerika
Maharatsiratsi saina sy mahalasa eritreritra
(...)


Hevitra mandeha

Freddyco (18/02/2019 08:01:48)

Tiako be rangah ty hira ty a

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsota
Mpamaky : 5723
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : Tiahary_rastefano
Tamin'ny : 26/03/2018 12:36:32
ID : 10511

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo