Quinre (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Part 1:Quinre,quinre...Requin
Za zany le oe requin fa mravaka voay am'le mbala lacoste ah
Tsy ny toetra ni jeren'ny kil fa ny any am-posy zay izy vo mi-accoste ah
Na mpifoka Melia io na Bost
Ze mangina akory tsy hoe lost
ze tsy mteny de vrai oa fa ra vo miteny vrai izy fosika
Salade saladn'ol ela vo ts mahay miaina an-tany malama
Ny aty ze mianjera imehezana de ze mba tafatafa dia kakana
Ze manao ny mety ny aty dia igagana,so de very eo hatram'madama
Fa ny orokoroka tsy ahavoky ra toa tsisy kaly mintsy ao antanana
Zay tsy konaisaka avia omena patiny eh,ze ts fetsy eto minan'fatiny eh
Fa eto arakarakin'ny hatsaran'ny fiara ny hatsaran'sipa ao anatiny eh
Iray minitra roa minitra averina eto mety hovidina million
Sandry sy Boby ny aty no mikoty fa tsisy idirana mignon
Tonga d manao zay fa tsy manontany
D tafa lou zay oa vo miala eto antany
Ny anay amizao fa nenao tam'zany
Ka androany aho ambony fa omaly ah ambany
Mbay lo andanako mihatakata
Na lehibe le zaza mbola hatao tata
Te hirap kanefa mandaza am papa
Ra vo tratran bandiny Ratatata

Ref: Ze fetsy d mitsiky
Ze daika de mitsoka
Fianana ratsy,otran vazon'la vo ivoka.
Ze fetsy d mitsiky
Ze daika d mitsoka
Fiainana tsara f'elah mintsy no ts mahatanty choc ah


Part 2:Fantako ze niaigako
Fantako izay ho aleha
Tsy hoe za no tonga aloha
Fa tsy hiainga mintsy elah
Tsy ain'la nga ny misy ana
Eto ony ah de ts itany
Fadio ny mtesta olona ra toa ts kobonla ze efa vitany
Atrizay ah efa Tsota,zao ah mbola Tsota ary mbola ho tsota
Za le aratsiany fona nefa refa eo ah izy ts ita
Nenay ze atao d isainana eh,eo ny vokatra manome toky
Zay le mafy am tena fianana eh,F'ela mafy ambony Facebook
Fisolelahana io ihany no tsy nahatafita antsika gasy efa ela
Dia alehon-dry tavany mamadika akama au lieu de hamadika im-pito ny lela
Ny hafatra apetrako anatin'ny Rap,ra tsy azonao d aza lazaina fa tsisy
Malahelo ah milaza aminao fa ny ati-dohanao no Rest In Peace
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsota
Vangy : 2284
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RASOLONDRAINIBE
Daty : 16/12/2019 19:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724