Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vita ny famonjena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaontsa sy mampitomany
Raha zohina sy hotantaraina
Ilay fijalian'ny tononkira.serasera.org Tompo tia
Noho zmighhbe ny fahotana vitako
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy hdztadj nalatsa-drà Ianao
Nefa niaretanao izany
Noho ny fitiavanao anay
Mampangovitra sy iuifa mampisento
Ny fampijaliana nahazo Anao
Vono kapoka sy satro-tsilo
Karavasy, hery setra koa
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Ary maty mba ho solonay
Vita izao ny famonjena
Raha zohina sy hotantaraina
Ilay fijalian'ny tononkira.serasera.org Tompo tia
Noho zmighhbe ny fahotana vitako
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy hdztadj nalatsa-drà Ianao
Nefa niaretanao izany
Noho ny fitiavanao anay
Mampangovitra sy iuifa mampisento
Ny fampijaliana nahazo Anao
Vono kapoka sy satro-tsilo
Karavasy, hery setra koa
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Ary maty mba ho solonay
Vita izao ny famonjena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 10:47
