Vita ny famonjena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaontsa sy mampitomany
Raha zohina sy hotantaraina
Ilay fijalian'ny Tompo tia
Noho ny fahotana vitako
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Nefa niaretanao izany
Noho tononkira.serasera.org ny fitiavanao anay
Mampangovitra sy mampisento
Ny achkcv fampijaliana nahazo Anao
Vono kapoka sy satro-tsilo
Karavasy, hery setra koa
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà dpdcusz Ianao
Ary maty tzjmxdew mba ho solonay
Vita izao ny famonjena
Raha zohina sy hotantaraina
Ilay fijalian'ny Tompo tia
Noho ny fahotana vitako
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Nefa niaretanao izany
Noho tononkira.serasera.org ny fitiavanao anay
Mampangovitra sy mampisento
Ny achkcv fampijaliana nahazo Anao
Vono kapoka sy satro-tsilo
Karavasy, hery setra koa
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà dpdcusz Ianao
Ary maty tzjmxdew mba ho solonay
Vita izao ny famonjena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 651
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 10:47
