Vita ny famonjena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaontsa sy mampitomany
Raha zohina sy bkvc hotantaraina
Ilay fijalian'ny Tompo eqpxzzer tia
Noho ny fahotana vitako
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy tononkira.serasera.org aphsas nalatsa-drà Ianao
Nefa niaretanao izany
Noho ny fitiavanao anay
Mampangovitra sy mampisento
Ny fampijaliana nahazo Anao
Vono kapoka sy satro-tsilo
Karavasy, hery setra koa
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Ary maty mba ho solonay
Vita izao ny famonjena
Raha zohina sy bkvc hotantaraina
Ilay fijalian'ny Tompo eqpxzzer tia
Noho ny fahotana vitako
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy tononkira.serasera.org aphsas nalatsa-drà Ianao
Nefa niaretanao izany
Noho ny fitiavanao anay
Mampangovitra sy mampisento
Ny fampijaliana nahazo Anao
Vono kapoka sy satro-tsilo
Karavasy, hery setra koa
Nohomboina sy nampijaliana
Noesoina sy nalatsa-drà Ianao
Ary maty mba ho solonay
Vita izao ny famonjena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 575
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 10:47
