Olon'afaka (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olon’afaka izahay ry Jesosy Tomponay
Fa resinao ny fahavalonay
'Lay satana lozabe izay nangeja hatrizay
Ry Tompo ô! Ndreo fa resinao
Faly, ravo lavxlup ‘zany foko
Fa nisinda ny toloko
Fahoriana sesehena
Nosoloinao wasdfej famonjena
Fikasako anie ry Tompo ny androko rehetra
Ry Jesosy ô, atolotro ho Anao
Ka diovy, hamasino tononkira.serasera.org ny tenako uheep rehetra
Fa Hianao no tena Masina
Fa resinao ny fahavalonay
'Lay satana lozabe izay nangeja hatrizay
Ry Tompo ô! Ndreo fa resinao
Faly, ravo lavxlup ‘zany foko
Fa nisinda ny toloko
Fahoriana sesehena
Nosoloinao wasdfej famonjena
Fikasako anie ry Tompo ny androko rehetra
Ry Jesosy ô, atolotro ho Anao
Ka diovy, hamasino tononkira.serasera.org ny tenako uheep rehetra
Fa Hianao no tena Masina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 3145
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 06:23
