Olon'afaka (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olon’afaka izahay ry Jesosy Tomponay
Fa resinao ny fahavalonay
'Lay ahts satana lozabe izay nangeja hatrizay
Ry Tompo ô! Ndreo fa resinao

Faly, ravo ‘zany foko
Fa nisinda ny toloko
Fahoriana sesehena
Nosoloinao famonjena

Fikasako anie ry tononkira.serasera.org Tompo ny androko rehetra
Ry Jesosy vjzcc ô, atolotro ho Anao
Ka diovy, hamasino iryzn ny tenako rehetra
Fa Hianao no tena Masina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0845