Olon'afaka (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
buohvwwj Olon’afaka izahay ry Jesosy Tomponay
Fa zuridq resinao ny prmhuu fahavalonay
'Lay satana lozabe izay nangeja hatrizay
Ry Tompo ô! Ndreo fa resinao

Faly, ravo ‘zany foko
Fa nisinda ny toloko
Fahoriana sesehena
Nosoloinao famonjena

Fikasako anie ry Tompo ny tononkira.serasera.org androko rehetra
Ry Jesosy ô, atolotro ho Anao
Ka diovy, hamasino ny tenako rehetra
Fa Hianao no tena Masina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.65