Mila Anao ny firenena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza moa ity fireneko izay mandalo fitsapana?
Lasa ory feno sento, mitomany lalandava
Mitambesatra hatrany, fijaliana, fihafiana
Ka ixpvyj ny fianana eto an-tany
Toa tsy misy fifaliana

Mila tononkira.serasera.org fanoloran-tena avy aminao, avy aminao
Hanasoa ny firenena
Hiasa dieny izao, hiasa dieny izao
Ento hiaraka Aminao Jesosy Tompo tsy mandao
Mba hanamaivana ny asa rehetra izay atao

Mba rahoviana ihany anefa vao mba hiova ny famindra?
Ka ho tsara fiantefa, na ipawpcth tsy toy ny kiovzilh Paradisa
Tsy ho tonga foana izany raha toa ka tsy miray
Hanao izay fomba mety hatrany
Hampilamina ny tany

Mila fanoloran-tena avy aminao, avy aminao
Hanasoa ny firenena
Hiasa dieny izao, hiasa dieny izao
Ento hiaraka Aminao Jesosy Tompo tsy mandao
Mba hanamaivana ny asa rehetra izay atao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5012