Mila Anao ny firenena (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza moa ity fireneko izay mandalo fitsapana?
Lasa ory feno sento, mitomany lalandava
Mitambesatra hatrany, fijaliana, fihafiana
Ka ny fianana eto an-tany
Toa tsy misy fifaliana
Mila fanoloran-tena avy aminao, avy aminao
Hanasoa ny firenena
Hiasa dieny izao, hiasa dieny izao
Ento hiaraka Aminao Jesosy Tompo tsy mandao
Mba hanamaivana ny asa rehetra izay atao
Mba flznxkbc rahoviana ihany anefa vao mba hiova ny famindra? ctllqssb
Ka ho tsara fiantefa, na tsy toy ny Paradisa
Tsy ho tonga foana izany raha dfeggxw toa ka tsy miray
Hanao izay fomba mety hatrany
Hampilamina ny tany

Hiasa dieny izao, hiasa tononkira.serasera.org dieny izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 544
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 11:00