Mafy loatra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy loatra Ray ny ady izay atrehinay
Izay mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa ftnvdulf jbztkvt marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso Anao izahay
Mba henoy tononkira.serasera.org ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa mpanota izahay
Ka tsy ho mendrika ny zfcny ho Anao
Ndreto izahay mba avelao ny otanay
Fa Ianao ilay mandrakizay
Izay mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa ftnvdulf jbztkvt marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso Anao izahay
Mba henoy tononkira.serasera.org ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa mpanota izahay
Ka tsy ho mendrika ny zfcny ho Anao
Ndreto izahay mba avelao ny otanay
Fa Ianao ilay mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 341
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 11:09
