Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mafy loatra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy loatra Ray ny qshi ady izay atrehinay
Izay mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso kzoqnr Anao izahay
Mba henoy ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa nerb mpanota izahay
Ka tsy ho mendrika tononkira.serasera.org ny ho Anao
Ndreto izahay mba avelao ny otanay
Fa Ianao ilay mandrakizay
Izay mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso kzoqnr Anao izahay
Mba henoy ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa nerb mpanota izahay
Ka tsy ho mendrika tononkira.serasera.org ny ho Anao
Ndreto izahay mba avelao ny otanay
Fa Ianao ilay mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 402
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:09
