Mafy loatra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy loatra Ray ny ady izay atrehinay
Izay tononkira.serasera.org mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso Anao izahay
Mba henoy ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa ttgeuwpd mpanota izahay
Ka jthzd tsy ho mendrika ny ho Anao
Ndreto izahay mba avelao ny otanay
Fa kglop Ianao ilay mandrakizay
Izay tononkira.serasera.org mila tsy ho zaka intsony e
Fantatrao ry Ray fa marefo ny fonay
Mora lavo tokoa izahay
Tomponay o, Aiza Ianao?
Mba vonjeo re ny olonao
Miantso Anao izahay
Mba henoy ny antsonay
Raiso re ny fivavakay Ray o!
Hitanao ry Ray fa ttgeuwpd mpanota izahay
Ka jthzd tsy ho mendrika ny ho Anao
Ndreto izahay mba avelao ny otanay
Fa kglop Ianao ilay mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 460
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:09
