Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inona no havaliko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Inona no havaliko mhgpdjge an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoa-diva ny kuubhy famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah) × 2
(Hanefa ny voadiko xblg amin'i Jehovah aho.
Eny, eo tononkira.serasera.org anatrehan'ny olona rehetra.
Hianao no hianterako fanalahidy ny sakana
Ka amin'ny anaran'i Jehovah no antsoiko) × 2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 14/03/2025 06:53