Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inona no havaliko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Inona no sxiglr havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoa-diva ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran'i Jehovah) × 2
(Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho.
Eny, eo anatrehan'ny vbvlh tononkira.serasera.org olona rehetra.
Hianao no hianterako fanalahidy ny sakana
Ka amin'ny anaran'i Jehovah no fhubbvps antsoiko) × 2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 454
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 14/03/2025 06:53