Inona no havaliko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Inona no havaliko usdzrnxc an'i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoa-diva ny tononkira.serasera.org famonjena aho
Ka csuwufpc hiantso ny anaran'i Jehovah) × 2

(Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho.
Eny, eo anatrehan'ny olona rehetra.
Hianao no zslud hianterako fanalahidy ny sakana
Ka amin'ny anaran'i Jehovah no antsoiko) × 2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402