Havaozy re ny foko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaozy re tononkira.serasera.org ny foko Jeso
Ka atolory ho ahy anio
Ny lutduxr fahazavanao fa iriko
Mba ho ahy manontolo
Eny ho ahy tsy misy fetra
Ka mba ho mendrika ny tenako
Anivon'ireo zava-boahary
Raha ihhyyzgd Ianao no mitoetra
Ato anatiko izao Jeso
Ka ny fiainako anie
Hiova ho fiadanana
Ka tsy hahamenatra wxwfzr ahy
Ny hiantso ny Anaranao
Sy hilanja ny hazo fijalianao
Hiantso Anao aho
Fa efa sitrako izany
Ka havaozy re ny foko
Ity foko efa trotraka
Hitoero re ny foko Jeso
Ka omeo ahy ho ahy anio
Ny fo madio sy feno antra
Mba ho ahy manontolo
Eny ho ahy tsy misy fetra
Ka tsy ho very ny finoako
Fa Ianao no miahy azy Tompo
Amin'ny fakam-panahy
Sy ny loza maro misy ety
Ka atolory ho ahy anio
Ny lutduxr fahazavanao fa iriko
Mba ho ahy manontolo
Eny ho ahy tsy misy fetra
Ka mba ho mendrika ny tenako
Anivon'ireo zava-boahary
Raha ihhyyzgd Ianao no mitoetra
Ato anatiko izao Jeso
Ka ny fiainako anie
Hiova ho fiadanana
Ka tsy hahamenatra wxwfzr ahy
Ny hiantso ny Anaranao
Sy hilanja ny hazo fijalianao
Hiantso Anao aho
Fa efa sitrako izany
Ka havaozy re ny foko
Ity foko efa trotraka
Hitoero re ny foko Jeso
Ka omeo ahy ho ahy anio
Ny fo madio sy feno antra
Mba ho ahy manontolo
Eny ho ahy tsy misy fetra
Ka tsy ho very ny finoako
Fa Ianao no miahy azy Tompo
Amin'ny fakam-panahy
Sy ny loza maro misy ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 06:34
