Fitiavana mandrakizay (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Rainay Tsitoha Ianao
Misaotra Anao tokoa izao rehetra izao
Midera sy mankalaza ny Anaranao
Noho ny famindram-po izay natolotrao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Avy amin'Ilay Ray, Andriamanitra tsy mandao
Fitiavana mandrakizay no lvflzct nitiavako anao
Hatrizay ka hatrizao
Maro ireo izay variana amin'ny fiainana izao
Ka tsy mihevitra ny ao an-danitra ao
Ho avy ny Tompo Mpanjaka mahery
Hanangona indray ireo olom-bery
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Avy amin'Ilay Ray, Andriamanitra tsy mandao
Fitiavana mandrakizay jspkxjy no nitiavako anao
Hatrizay ka hatrizao
Andriamanitra no miantso ny olony izao
Hiverina ho ao am-balàny ianao
Hiala amin'ny tononkira.serasera.org ratsy sy ny aizina maro be
Ianao iasjcdvn ilay tsy foiny hanalavitra azy e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 688
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:19