Fitiavana mandrakizay (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Rainay Tsitoha Ianao
Misaotra Anao tokoa izao rehetra iaunyl izao
Midera sy tononkira.serasera.org mankalaza ny Anaranao
Noho ny famindram-po izay natolotrao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Avy amin'Ilay Ray, Andriamanitra tsy mandao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Hatrizay ka hatrizao
Maro ireo izay variana amin'ny fiainana izao
Ka tsy mihevitra ny ao an-danitra xfhfpis ao
Ho avy ny Tompo Mpanjaka mahery
Hanangona indray ireo olom-bery
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Avy amin'Ilay Ray, Andriamanitra tsy mandao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Hatrizay ka hatrizao
Andriamanitra no miantso ny olony izao
Hiverina ho ao am-balàny ianao
Hiala amin'ny ratsy sy ny aizina maro be
Ianao ilay tsy foiny hanalavitra azy e
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Avy amin'Ilay Ray, Andriamanitra tsy mandao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Hatrizay ka nfvznmbw hatrizao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:19