Fitiavana mandrakizay (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Rainay Tsitoha Ianao
Misaotra Anao tokoa izao rehetra izao
Midera sy mankalaza tononkira.serasera.org ny Anaranao
Noho ny famindram-po izay natolotrao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Avy amin'Ilay Ray, Andriamanitra tsy mandao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Hatrizay ka hatrizao
Maro ireo izay variana amin'ny fiainana izao
Ka tsy mihevitra ny ao an-danitra ao
Ho avy ny Tompo Mpanjaka mahery
Hanangona indray ireo olom-bery
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Avy amin'Ilay Ray, Andriamanitra ciqhucz tsy mandao
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao
Hatrizay brdcfrm ka hatrizao
Andriamanitra no miantso ny olony izao
Hiverina ho ao am-balàny ianao
Hiala amin'ny ratsy sy ny aizina maro be
Ianao ilay tsy qzmrpa foiny hanalavitra azy e

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 524
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:19