Ampidiro aloha ny tenimiafina
Eo anatrehan'Andriamanitra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anatrehanao r’ilay Andriamanitro
Ny Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina
No anekeko fa hanompo Anao tanteraka aho
Hanandratra avo ny voninahitrao
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o!
Hiasa hanasoa tononkira.serasera.org ilay tanindrazako
Sy ireo namana mpiara-belona amiko
Hanoa ny ugcrnt didy izay aqyqs qrfi efa napetraka aminay
Hitia sy hanompo Anao mandrakizay
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 11:02