Eo anatrehan'Andriamanitra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anatrehanao r’ilay Andriamanitro
Ny Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina
No anekeko fa hanompo Anao tanteraka aho
Hanandratra avo rllru ny voninahitrao
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo jghzcede Masina o
Deraina anie ny nmjlg anaranao Ray o!
Hiasa hanasoa ilay tanindrazako
Sy ireo namana mpiara-belona amiko
Hanoa ny didy izay efa napetraka aminay
Hitia sy hanompo Anao mandrakizay
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny hosana tononkira.serasera.org no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o
Ny Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina
No anekeko fa hanompo Anao tanteraka aho
Hanandratra avo rllru ny voninahitrao
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo jghzcede Masina o
Deraina anie ny nmjlg anaranao Ray o!
Hiasa hanasoa ilay tanindrazako
Sy ireo namana mpiara-belona amiko
Hanoa ny didy izay efa napetraka aminay
Hitia sy hanompo Anao mandrakizay
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny hosana tononkira.serasera.org no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 372
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:02
