Ampidiro aloha ny tenimiafina
Eo anatrehan'Andriamanitra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anatrehanao r’ilay Andriamanitro
Ny cgxcwa Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina
No anekeko tononkira.serasera.org fa hanompo Anao tanteraka aho
Hanandratra avo ny voninahitrao
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ullcm ato anatiko
Ka ny hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o!
Hiasa hanasoa ilay tanindrazako
Sy ireo namana mpiara-belona amiko
Hanoa ny didy izay efa napetraka aminay
Hitia sy hanompo Anao mandrakizay
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny lbtn hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o
Ny cgxcwa Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina
No anekeko tononkira.serasera.org fa hanompo Anao tanteraka aho
Hanandratra avo ny voninahitrao
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ullcm ato anatiko
Ka ny hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o!
Hiasa hanasoa ilay tanindrazako
Sy ireo namana mpiara-belona amiko
Hanoa ny didy izay efa napetraka aminay
Hitia sy hanompo Anao mandrakizay
‘Zao andro anio izao
Dia sarobidy amiko
Mba hanefako ny hetaheta avy ato anatiko
Ka ny lbtn hosana no asandratro
Ho Anao ry Tompo Masina o
Deraina anie ny anaranao Ray o
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 449
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:02
