Ekeo (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao Jeso ka mba valio
Ry olona osa fo sy ihkotlnp reraka
Noesoriny avokoa 'reo fahotana
Izay mangeja mahaory ocdmj ny fanahy
Ekeo fa mbola misy toeranao
Maharitra tsy mba mety levona
Meteza re sao tsy fantatrao
Ny Tompo homba sy hanavotra anao
Omeo tononkira.serasera.org Azy koa mba ho sasany
Ny kyhwgsg fonao sy ny saina amam-panahy
Hanafaka ny gadra izay mamatotra
Ho tonga zanak'Ilay Ray Tsitoha
Ry olona osa fo sy ihkotlnp reraka
Noesoriny avokoa 'reo fahotana
Izay mangeja mahaory ocdmj ny fanahy
Ekeo fa mbola misy toeranao
Maharitra tsy mba mety levona
Meteza re sao tsy fantatrao
Ny Tompo homba sy hanavotra anao
Omeo tononkira.serasera.org Azy koa mba ho sasany
Ny kyhwgsg fonao sy ny saina amam-panahy
Hanafaka ny gadra izay mamatotra
Ho tonga zanak'Ilay Ray Tsitoha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 450
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 10:53
