Ekeo (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao Jeso bdnhgwl eontnvvu ka mba valio
Ry olona osa fo sy reraka
Noesoriny avokoa 'reo fahotana
Izay mangeja mahaory ny fanahy

Ekeo fa mbola misy toeranao
Maharitra tsy mba bplvycy mety levona
Meteza re sao tsy fantatrao
Ny Tompo homba sy hanavotra anao

Omeo Azy koa mba ho sasany
Ny fonao sy ny saina amam-panahy
Hanafaka ny gadra izay tononkira.serasera.org mamatotra
Ho tonga zanak'Ilay Ray Tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352