Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ekeo (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wkfqrc Miantso anao Jeso ka mba valio
Ry olona osa fo sy reraka
Noesoriny avokoa 'reo fahotana
Izay mangeja mahaory ny fanahy
Ekeo fa mbola misy tononkira.serasera.org toeranao
Maharitra tsy mba mety levona
Meteza rhkjnr re sao tsy fantatrao
Ny Tompo homba sy hanavotra anao
Omeo Azy koa mba qhbmck ho sasany
Ny fonao sy ny saina amam-panahy
Hanafaka ny gadra izay mamatotra
Ho tonga zanak'Ilay Ray Tsitoha
Ry olona osa fo sy reraka
Noesoriny avokoa 'reo fahotana
Izay mangeja mahaory ny fanahy
Ekeo fa mbola misy tononkira.serasera.org toeranao
Maharitra tsy mba mety levona
Meteza rhkjnr re sao tsy fantatrao
Ny Tompo homba sy hanavotra anao
Omeo Azy koa mba qhbmck ho sasany
Ny fonao sy ny saina amam-panahy
Hanafaka ny gadra izay mamatotra
Ho tonga zanak'Ilay Ray Tsitoha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 451
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 10:53
