Tsy mbola niova (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy K)
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana tononkira.serasera.org
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
tbjmauoj Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona mhawif indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka jxon foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana tononkira.serasera.org
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
Hatrizay
Lay fitia izay nomena anay
tbjmauoj Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona mhawif indray
Hifanakaiky ny fo sy fanahy
Fitiavanareo mipetraka jxon foana
Na dia tsy eo aza izahay manoloana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 4018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/12/2002 12:25
