Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy mbola niova (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Iarahan’i Tovo J’hay sy Joy K)
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
Hatrizay
jcotyzq Lay fitia izay nomena anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky tononkira.serasera.org ny fo sy nslixy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay cbahjnj manoloana
Rehefa ho avy ianareo androany
Dia mba hisinda indray ny tomany
Lay fo mibitaka angamba tsy ho tana
Fa tonga izahay hanome hafanana
[Ref]
Fa tsy mbola niova
Hatrizay
jcotyzq Lay fitia izay nomena anay
Fa vao mainka
Nitombo vaika
Lay doboky ny fo ho iray
Tanantsika hifanantona indray
Hifanakaiky tononkira.serasera.org ny fo sy nslixy fanahy
Fitiavanareo mipetraka foana
Na dia tsy eo aza izahay cbahjnj manoloana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 3948
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/12/2002 12:25
