Ndao mba ! (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra ka tojo sarotra
Tongava fa aza pkcl menatra
Raha toa ka tsy ampy tambitamby
Avia hisangisangy
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy miala eto an-tany
Hajanony any
Nandao mba hiaraka
Tsy hisaraka
Hiara-hikalokalo tononkira.serasera.org aminareo
Hiara-hivazo, hiangaly feo
Ireo fendrofendro toa manorisory
Aleo any fa aza sainina akory
‘Reo maizimaizina tsy mety mazava
Ento aty raha tianao hisava
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy miala eto an-tany
Hajanony any
jtaehdx iyeaocmu Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
Tongava fa aza pkcl menatra
Raha toa ka tsy ampy tambitamby
Avia hisangisangy
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy miala eto an-tany
Hajanony any
Nandao mba hiaraka
Tsy hisaraka
Hiara-hikalokalo tononkira.serasera.org aminareo
Hiara-hivazo, hiangaly feo
Ireo fendrofendro toa manorisory
Aleo any fa aza sainina akory
‘Reo maizimaizina tsy mety mazava
Ento aty raha tianao hisava
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy miala eto an-tany
Hajanony any
jtaehdx iyeaocmu Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 5751
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 19:01
