Ndao mba ! (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra ka tojo sarotra
Tongava fa aza menatra
Raha toa ka tsy ampy tambitamby
Avia hisangisangy
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy xxaie miala eto an-tany
Hajanony any
Nandao mba hiaraka
Tsy hisaraka
Hiara-hikalokalo aminareo
Hiara-hivazo, hiangaly feo
Ireo fendrofendro toa manorisory
Aleo any fa aza sainina bmxwijo akory
‘Reo maizimaizina tsy mety mazava
Ento aty raha tianao hisava
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy tononkira.serasera.org miala eto an-tany
Hajanony any
juwzcn Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
Tongava fa aza menatra
Raha toa ka tsy ampy tambitamby
Avia hisangisangy
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy xxaie miala eto an-tany
Hajanony any
Nandao mba hiaraka
Tsy hisaraka
Hiara-hikalokalo aminareo
Hiara-hivazo, hiangaly feo
Ireo fendrofendro toa manorisory
Aleo any fa aza sainina bmxwijo akory
‘Reo maizimaizina tsy mety mazava
Ento aty raha tianao hisava
Apetraho izay mety ho lonilony
Aza dia nenina intsony
‘Reo tebiteby tsy tononkira.serasera.org miala eto an-tany
Hajanony any
juwzcn Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 6144
Likes : 0 Like
Created by : Oullias
Date : 24/12/2002 19:01
