Mankalaza anao (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra diso lalana aho
Ny fanahinao no juymcjw mitarika ahy
Rehefa tojo halaelo sy ady sarotra
Ianao mampitraka ahy
Sambatra ny fo
Satria matoky anan-tahotra
Andriamanitra velona ka
Laniako hanompoana anao
Sy hiderako anao
Ny androm-piainako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy grwiuf fankalazana
No eo am-bavako
Ho wujuus menatra sy angahiahy
'Reo 'zay mikasa handrava
Sy hamotika ahy
Fa ny tananao mahery
No miaro ahy sy mitantana ahy
Na 'reo fandrika mandoza
Tsy ahalavo tononkira.serasera.org ahy tsy hakasika ahy
Feno fiadanana sy fifaliana
Ny elatra no ialofako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy fankalazana
No eo am-bavako
Ny fanahinao no juymcjw mitarika ahy
Rehefa tojo halaelo sy ady sarotra
Ianao mampitraka ahy
Sambatra ny fo
Satria matoky anan-tahotra
Andriamanitra velona ka
Laniako hanompoana anao
Sy hiderako anao
Ny androm-piainako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy grwiuf fankalazana
No eo am-bavako
Ho wujuus menatra sy angahiahy
'Reo 'zay mikasa handrava
Sy hamotika ahy
Fa ny tananao mahery
No miaro ahy sy mitantana ahy
Na 'reo fandrika mandoza
Tsy ahalavo tononkira.serasera.org ahy tsy hakasika ahy
Feno fiadanana sy fifaliana
Ny elatra no ialofako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy fankalazana
No eo am-bavako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tianasoa RazafindrabaryVangy : 1222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/01/2022 01:00
