Mankalaza anao (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha yvld sendra diso lalana aho
Ny fanahinao no mitarika ahy
Rehefa tojo halaelo sy ady sarotra
Ianao mampitraka ahy
Sambatra ny fo
Satria matoky anan-tahotra
Andriamanitra tononkira.serasera.org velona ka
Laniako hanompoana anao
Sy hiderako anao
Ny androm-piainako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy fankalazana
No eo am-bavako
Ho menatra sy angahiahy
'Reo 'zay mikasa handrava
Sy hamotika ahy
Fa mavw ny tananao mahery
No miaro ahy sy mitantana ahy
Na 'reo fandrika mandoza
Tsy ahalavo ahy tsy hakasika ahy
Feno fiadanana sy fifaliana
Ny elatra no ialofako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza epkcew anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy fankalazana
No eo am-bavako
Ny fanahinao no mitarika ahy
Rehefa tojo halaelo sy ady sarotra
Ianao mampitraka ahy
Sambatra ny fo
Satria matoky anan-tahotra
Andriamanitra tononkira.serasera.org velona ka
Laniako hanompoana anao
Sy hiderako anao
Ny androm-piainako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy fankalazana
No eo am-bavako
Ho menatra sy angahiahy
'Reo 'zay mikasa handrava
Sy hamotika ahy
Fa mavw ny tananao mahery
No miaro ahy sy mitantana ahy
Na 'reo fandrika mandoza
Tsy ahalavo ahy tsy hakasika ahy
Feno fiadanana sy fifaliana
Ny elatra no ialofako
Mankalaza Anao
Eny ankalaza epkcew anao
Ny fanahiko
Hirahira fiderana sy fankalazana
No eo am-bavako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tianasoa RazafindrabaryHits : 1223
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/01/2022 01:00
