ANATRA (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANATRA (Version malgache de « Pense à ton avenir » )
1°) O ! zandry e ! mananatra anao’zaho !
Mba hendre, aza variana milalao
Mba misaina e! Fa tsy ho zaza tononkira.serasera.org foana ianao a ! a, ovay ny fombanao
Aza malaina, na koa miferin’aina
Mikeleza aina, mbola ho avy ny maraina
Miezaha a ! a! ...Milofosa a ! a! ..Dia matokia !
Tsy maintsy handresy ianao
2°) O ! zandry e! Raha mba manoro anao ’zaho
Maneke hoe tena diso ianao
Mba mailo e! Fidio ‘reo odvkne namana ‘zay iarahanao, mampiana-dratsy anao
Aza mafy loha, be famaliana ianao
Mba hevero moa, ny henatr’olona
Mifonà ianao! ....O Miovà ...a! a !...Mba meteza a! A!.
.Ny ho hahitsy ianao
« Mba henoy ihany vqjii ny tenin-jokinao zandriko ô ! efa avy teo anie aho anie no niala e!….”
3°) O ! zandry e! ‚’Zao no hafatro ho anao
Mikendre izay hahatafita anao
Mba mitraka e! Raha manta vary indray mandeha qvesf ianao, ho avy ny anjaranao!
Aza mba kivy, na hoe mamoifo o
F’ianao (e)fa tsy ankizy, manàna herim-po
Mahereza.a.! ...Mahareta a!.….Manàna ambom-po,
Alao hery izao, mifohaza ianao, banjino ny ho avinao, Tsinjovy ny ho avy ianao.
Paroles et mélodie : Tianasoa ( Août 2003)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tianasoa RazafindrabaryHits : 3944
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 28/07/2004 05:39